|
|
|
|

Entry 1  mianjaika
Root  2 anjaika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Manao fivoriam-be
8 Mihaingo, miraratra amin' ny haingo toy ny olona hamonjy zaika na anjaika [1.1]
Explanations in English  9 imp and rel not used. To assemble in grand apparel. [1.2]
Examples  10  Ny amparasily sy ny lopotra hoenti-mianjaika : avy any ivelany. [2.503#]
11  Tena fanalikana atao amin' ny mahantra izany : alainay ny toe-piainany ety ivelany toy ny ankoso-bolamena, toy ny akanjo fitondra mianjaika. [1.369#]
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mianjaika
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21