|
|
|
|

Entry1  mianaka
Root  2  anaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Teny enti-milaza ny fifandraisan' ny ray na ny reny amin' ny zanaka ara-pihavanana: Lasa nitsangantsangana Rabe sy Ikoto mianaka
5  Ny mianaka koa dia matetika enti-milaza olona roa izay toy ny ray aman-dreny sy zanaka ara-taona fotsiny na dia tsy mpifaninona aza: Mipetraha aloha ianareo mianaka hoy Rakoto tamin' ilay mpampianatra sy mpianatra niaraka taminy [1.1]
Explanations in English  6  used in speaking of parent (father or mother) and child. If there are two or more children with the parent, the word telo, etc., is added, as telo mianaka, etc. [1.2]
7  to be together as parent(s) and child(ren)
8  tèlo mìanaka: parents and one child; and so on according to the number of the children [1.7]
Explanations in French  9  être parents et fils [1.54]
10  parents et enfants (s) ensemble,
11  tèlo miànaka: parents et un enfant; et ainsi de suite selon le nombre d'enfants [1.8]
Examples  12  Nony tonga teo izy telo mianaka dia hatairana moa zany! [2.324]
13  Ry Katy mianakavy no mba mpamangy azy mianaka. [2.470]
14  Raha tsy izahay efa-mianaka no indray nanosika tsy nahasokatra azy. [2.471]
15  Ka iza no tianareo mianaka amin' ireto? [2.472]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
Compound words 
Titles  21  Ratsimba Valo Mianaka (Rakotozafy Alphonse)

Anagrams  22  amaikan, amakany, amakian, kiamana, makiana, manaika, maniaka, miakana, mianaka, namaika, Namakia, namakia, namiaka

Updated on 2023/01/20