| Entry | 1 anaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
7 [Bara+Betsileo] zanaka
[1.78] 8 Teny mitovy tsy misy hafa amin' ny hoe zanaka, saingy tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto fombam-pehezanteny manaraka ireto: a) raha misy mpamaritra anarana eo alohany: Efa lehibe anaka Razay ~ Maro anaka izy ~ Vao maty anaka Rabe. b) raha atao teny enti-miantso: Hendre tsara, anaka [1.1] |
| Explanations in English |
9 a child, the young of anything; any one treated with affection; an affectionate and respectful mode of address. Avia, anaka, Come, child. This word anaka is also always used in the provinces where zanaka would be used in Imerina. [Mal. anak.]
[1.2] 10 a child [1.7] |
| Explanations in French |
11 enfant, mon cher enfant:
[1.8] |
| Examples |
12 " "Eny, anaka," hoy Rafotsibe, "fa misaotra anareo aho.
[2.293#25]
13 Izao no teniko aminao anaka: [2.324] 14 Efa lehibe anaka izy Ravokatra: [2.470#89] 15 Nanana anaka i Neny tamin' iny taona nahafahako fanadinana iny. [2.472#159] |
| Combinations | 16 35 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word anaka |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Article | 18 Randzavola: anaka ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | 19 Akana, akàna, akana, anaka |
| Updated on 2026/08/13 |
|