|
|
|
|

Entry1  menaky ny aina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza
Explanations in French  4  [2.415#978] Graisse de ma vie. Les parents appelaient ainsi les enfants qu'ils avaient engendrés.
Examples  5  [2.131] izy no menaky ny aina
ary tiana hoatra ny tena
ny zanaka no mampifenofeno

Elementary words  6  menaka, aina
Analogs  7  silakynyaina, singotrynyaina, vahatrynyaina

Updated on 2024/12/12