Entry maty ho azy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Maty tsy novonoin' ny sasany na niharan-doza fa nindaosin' ny fahafatesana toy ny manana aina rehetra tapitra andro [1.1]
Explanations in French Mort d'une mort naturelle [1.3]
Elementary words maty ; ho ; azy

Updated on 2023/05/20