Entry matoa
Elementary words ma ; toa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny zokiny indrindra amin' ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra io teny io): Rasoa no vavimatoa aminay [1.1]
Explanations in French Aîné [1.54]
Vocabulary 
Compound words 

Entry matoa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra [1.1]
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/11/27