|
|
|
|

Entry (1/2)1  marèna (marina)
Part of speech  2  imperative of adjective marina
Explanations in Malagasy  3  mipetraha tsara [Tanala] [1.78]
Explanations in French  4  sois juste [1.20]
Examples  5  Dia marena tokantrano, anaka. [2.346#49]
6  Fa aorian' izany kosa dia samy maka amin' izany rano ao anaty fitoerany izany avokoa- ny ao an-trano ka mamafy izany amin' izy roa, izay arahin-teny hoe: "marena an-tokantrano! [2.436#]
Compound words 
Tables and plates  8  All the adjective imperatives

Entry (2/2)9  mareña
Part of speech  10  adverb
Explanations in Malagasy  11  ampitso [Tambahoaka] [1.78]
Tables and plates  12  All the adverbs

Anagrams  13  manare, manera, manerà, mareña, marèna, menara, merana, ramena, manare, manera, manerà, mareña, marèna, menara, merana, ramena

Updated on 2023/08/20