|
|
|
|

Entry 1  maraina
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  11 Fizaran' ny andro hatramin' ny mangiran-dratsy ka mandra-pahatongan' ny mitataovovonana: Amin' ny folo maraina izao [1.1]
Explanations in English  12 morning [1.7]
Explanations in French  13 matin [1.8]
Examples  14  Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy; [2.324]
15  Mitohy ny asabotsy maraina ny fihinanan' izy mianakavy hena; [2.470#13]
16  Tamin' ny telo maraina izahay dia nanangan-day hody. [2.471#46]
17  Isa-maraina, ny isam-pianakaviana, samy nanary ny fatim-boalavo hitany avy. [2.472#81]
Combinations  18  13 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word maraina
Proverbs  19  Proverbs containing that word

Anagrams  20 amirana, 21 manaira, 22 mañaray, 23 manaria, maraina, 24 mianara, 25 miarana, miaràna

Updated on 2026/08/14