Entry (1/2) | 1 manaraina |
Root | 2 maraina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tonga maraina: Rahampitso indray monaraina 5 Mivoaka ny trano na mandeha miasa vao maraina: Miasa manaraina izany izy [1.1] |
Explanations in English |
6 to go to work or start a voyage early in the morning [1.7] |
Explanations in French |
7 commencer son travail ou partir en voyage de grand matin [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word manaraina |
Entry (2/2) | 12 mañaraina |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 mijanona indray andro [Tanosy]
[1.78] |
Anagrams | 15 amarinana, amiranana, mañairaña, manaraina, mañaraina, amarinana, amiranana, mañairaña, manaraina, mañaraina |
Updated on 2023/01/20 |