|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manovona
Root  2 tovona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manampy avy eo ambony na avy eo aloha: Manovona a eo alohan' ny fototeny no fanaovana matoantenin' ny atao, toy ny hoe sondrotra -- asondrotra [1.1]
Explanations in French  9 ajouter, comme une assise de terre, ajouter quelque chose par-dessus le marché [1.3#737]
Examples  10  Tsy manovona ampen-tany [2.59#122]
11  Tsy mba ataonay toy izany ny fitiavana an' i Kelimafana, fa ataonay tefi-tanimanga, ka ny manala tsy misy, fa ny manovona no atao [2.587#]
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manovona

Entry (2/2) 13  manovòna
Root  14 tovona
Part of speech  15  imperative of active verb manovona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  manovona, manovòna

Updated on 2026/08/19