Entry manotrona (otrona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamihina na manodidina amin' ny sandry sy ny tanana: Raha tsy olona telo tsy afaka hanotrona io vatana bontòna io
Manodidina: Manotrona ny tany ny ranomasina
Miaraka amin' ny olona iray mba hiaro azy sy hanome voninahitra azy: Nanotrona ny lehiben' ny governemanta ny ben' ny tanàna sy ny mpitondra fanjakana teo an-toerana [1.1]
Explanations in English To escort [1.7]
Explanations in French Escorter, accompagner [1.8]
Examples Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina. [2.472]
Morphology 
Present : manotrona
Past : nanotrona
Future : hanotrona
Imperative : manotròna

Entry manotròna (otrona)
Part of speech imperative of active verb manotrona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20