| Entry | 1 manorisory |
| Root | 2 sorisory |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mahasosotra, mahadikidiky: Manorisory mihitsy izany tabataba ataon' ny ankizy izany
9 Manao izay hahasosotra ny hafa: Atsaharo io fanaonao io fa manorisory ny mpampianatra 10 Mampahory, mampijaly: Tandremo ny manorisory ny zandrin' ialahy a! [1.1] |
| Explanations in English |
11 to vex, to chagrin
[1.7] |
| Explanations in French |
12 vexer, agacer
[1.8] |
| Examples |
13 Miara-homehy sy ory aminao izy, nefa azo tsapaintànana koa fa manorisory azy ny hiditra lalindalina amin' izay resahina aminy.
[2.5]
|
| Updated on 2026/04/20 |
|