|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manorirana
Root  2 horirana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mametraka na mipetraka na mandeha na mijery tsy manatrika fa misompirana: Betsaka ny olona teny an-tsena ka nanorirana mihitsy izahay vao afaka nandeha [1.1]
Explanations in English  9 to set on edge [1.7]
Explanations in French  10 mettre sur son bord ou côté [1.8]
Examples  11  raha baka mahay manorirana hianao izaho kirongo tsy azo idirana [2.131]

Entry (2/2) 12  manoriràna
Root  13 horirana
Part of speech  14  imperative of active verb manorirana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  15 manary rano, manoriràna, manorirana

Updated on 2026/08/18