|
|
|
|

Entry (1/2)1  manongona
Root  2  songona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mihoatra ny hafa mifaninana amin' ny tena: Tsy nisy nanongona ny soavaliko ka lasany ny voalohany
5  Misosoka mihoatra ny hafa, maka toeran' olona ho an' ny tena: Nahongona azy Rabe rahalahiny tamin' ny fanadinana
6  Manome vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Manongom-barotra [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Synonyms  11  misongona
Compound words 

Entry (2/2)13  manongòna
Root  14  songona
Part of speech  15  imperative of active verb manongona
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]
Tables and plates  18  All the active imperatives

Anagrams  19  manongona, manongòna, manongona, manongòna

Updated on 2023/01/20