Entry 1/2 |
manongilana
(tongilana (hilana))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampirona, mampiraika: Manongilana ny siny Manondrika: Manongitana ny loha [1.1]
|
Examples | Manongilana ny sofiny izy, nefa tsy mihaino.
[2.996]
|
Morphology |
Present : |
manongilana |
Past : |
nanongilana |
Future : |
hanongilana |
Imperative : |
manongilàna |
|
Compound words |
|
|
Entry 2/2 |
manongilàna
(tongilana (hilana))
|
Part of speech | imperative of active verb manongilana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|