Entry manompa (ompa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manozona, maniry ratsy ho an' olona: Tsy manompa azy aho, fa raha mitohy izao hakamoany tzao tsy hanam-bariraiventy izy
Mitovy hevitra: manozona ~ misahato ~ misariko ~ mitsitsika
Manao teny manaratsy, manao teny maharary: Nanompa ahy izy ka tsy maintsy mba tevatevaiko koa
Mitovy hevitra: manalikalika ~ manao teny maharary ~ manao vava ratsy ~ manevateva ~ maniratsira ~ mikizaka [1.1]
Explanations in English To revile, to abuse, to vilify. [1.2]
 To use foul language to threaten; to curse [1.7]
Explanations in French Maudire, menacer d'un langage grossier [1.8]
Examples Rotsakazo kely izay no ikapohany azy, sady manompa sy miteny ratsy ireto zanany. [2.470]
Morphology 
Present : manompa
Past : nanompa
Future : hanompa
Imperative : manompà

Entry manompà (ompa)
Part of speech imperative of active verb manompa [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20