Entry (1/2) | 1 manominda |
Root | 2 sominda |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manapa-tenda: Matokia manominda fa izaho eto hitana ny tongony [1.1] |
Explanations in French |
5 couper la gorge [1.3#626] |
Examples |
6 manominda omby ny olona, mamono ondry, mivoky hena sy misotro divay, manao hoe: Aoka hihinana sy hisotro isika, fa ho faty ihany rahampitso. [2.996#29.022.013] |
Morphology |
|
Other spellings | 11 manasominda |
Entry (2/2) | 12 manomindà |
Root | 13 sominda |
Part of speech | 14 imperative of active verb manominda |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3#626] |
Tables and plates |
17 All the active imperatives |
Anagrams | 18 manominda, manomindà, manominda, manomindà |
Updated on 2023/01/20 |