Entry |
manolo
(solo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manova hafa: Tsy mono na manolo mpampianatra efa za-draharaha Miova: Lasa nanolo akanjo izy Manonitra, manefa: Izaho no hanolo ny volanao fa aza matahotra [1.1]
|
Explanations in French | Remplacer, compenser, rendre, changer [1.3]
|
Examples |
1 | Aoka hanolo akanjo aho vao mandeha (Je vais changer d'habit avant de partir)
[1.3]
|
2 | Soloy aho anio, fa hanolo anao kosa aho rahampitso (Remplaccz-moi aujourd'hui et je vous remplacerai demain)
[1.3]
|
3 | Mba aloavy kely ny vidin-tsatroko, fa hanolo ny volanao aho (Payez mon chapeau et je vous rendrai votre argent)
[1.3]
|
4 | Ataovy ity raharaha ity indroa andro, fa hanolo ny andronao aho (Faites ce travail pendant deux jours et je travaillerai deux jours à votre place)
[1.3]
|
|
Morphology |
Present : |
manolo |
Past : |
nanolo |
Future : |
hanolo |
Imperative : |
manoloa |
|
|
Entry |
mañolo
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
manodidina
[1.78]
|
|