|
|
|
|

Entry (1/2)1  manodidina (hodidina)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Entina manodidina ny fahitra ny zaza rehefa mivoaka itany
4  Mamaritra ny sisiny ivelany rehetra: Misy tamboho boribory manodidinany tanànanay
5  Manao sokera, manarona: Efa manodidina ny tanàna ny fahavalo
6  Miolikolika, misafelika: Nanodidina aloha izy vao namantana niteny ny raharaha nalehany [1.1]
Explanations in English  7  to surround; to go around [1.7]
Explanations in French  8  entourer; faire le tour [1.8]
Examples  9  Rehefa hariva ny andro, dia ny nikajakaja ny sakafo no nataony, ka miramirana izy rehetra manodidina ny afo. [2.324]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Titles 

Entry (2/2)18  manodidìna (hodidina)
Part of speech  19  imperative of active verb manodidina
Explanations in Malagasy  [1.1]
Tables and plates  20  All the active imperatives

Anagrams  21  manodidina, manodidìna, manodidina, manodidìna

Updated on 2023/08/11