Entry (1/2) | 1 maniry (iry) |
Part of speech | 2 active verb |
Vocabulary |
3 Emotions |
Explanations in Malagasy | 4 mitsiriritra: Mañiry mañitre dia koa kivahe miambojon-daro (mitsiriritra ny manitra toa alika miambozon-koditra) [Tanala] [1.78]5 Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an' io toerana io mafy Rakoto ~ Maniry ny ho sakaizanao izy 6 Mitsiriritra: Aza maniry fananan' olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy fahafolo [1.1] |
Explanations in English | 7 to wish for, to desire [1.7] |
Explanations in French | 8 désirer, convoiter [1.8] |
Morphology |
|
Analogs | 13 mitady, mangirika, mandritika, mikatsaka, miharana, mangetaheta mitsiriritra, milendalenda, mitelin-drora, milela-tanana, mitomany, mibidibidy, mirary |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word maniry |
Entry (2/2) | 17 maniry (tsiry) |
Part of speech | 18 active verb |
Vocabulary |
19 Botany: (in general) |
Explanations in Malagasy | 20 Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry sahady ilay namboleko / Maniry ny volombavako 21 Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin' ny lohataona 22 Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian' asa amin' izao andro izao [1.1] |
Explanations in English | 23 to sprout, to grow [1.7] |
Explanations in French | 24 pousser, croître [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 30 Proverbs containing the word maniry |
Anagrams | 31 maniry, mariny |
Updated on 2023/01/20 |