|
|
|
|

Entry (1/2)1  manipy
Root  2  tsipy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandefa zavatra mafy amin' ny tanana, mitoraka: Tsy mahay manipy baolina ialahy izany!
5  Manary: Aza manipy rano eny an-dalambe fa mety handena olona ianao [1.1]
Explanations in French  6  lancer [1.13]
Examples  7  Koa manipy teny aminareo izahay; [2.587#]
8  Dia manipy kitay iray tanana ny ao an-trano. [1.437#]
9  Vita izay, i Mira mandatsaka katsaka, izaho kosa manipy tsaramaso ary manototra ny lavaka. [2.117#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)16  manipy
Root  17  tsipy
Part of speech  18  active verb
Explanations in Malagasy  19  mamafy (voa ) [Tambahoaka, Bara] [1.78]

Anagrams  20  ampiny, manipy, mipany, mpinia, niampy

Updated on 2023/06/12