Entry | manintsana (hintsana) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mandraraka amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Manintsam-parasy eto io alika io fa roahy any Manetsiketsika mba hifatratrakokoa ny zavatra afatra: Aza hadinoina ny manintsana ny famarana rehefa mividy vary Manasivana: Manintsana fasika ny mpandalotra Mandehandeha na mihazakazaka na mandihindihy rehefa avy mihinana mba hahalevona ny sakafo haingana Mirara-dravina, miongo-bolo: Manintsana ny hazo sasany rehefa ririnina ~ Vorona efa nanintsana io [1.1] | ||||||||
Examples | sambatra kosa itony ambiaty mahafolaka am-bozona ny taona ka ririnina tsy mba manintsana lohataona mamony ihany ary fahavaratra manorobona [2.131] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | manintsàna (hintsana) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb manintsana | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |