|
|
|
|

Entry (1/3) 1  manimba
Root  2 simba
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manisy fahavoazana: Manimba ny voninkazo ny rivotra ~ Ny fana fintohinana manimba ny fanahin' ny namana
9 Mahatonga tsy ho tian' ny olona manaratsy tany: Manimba ahy eo amin' ny tany ama-monina izany ampanaovinao ahy izany
10 Misakantsakana ny fahombiazana: Mety hanimba ny fandehan' ny raharahantsika ny fijanonan' io olona io eto [1.1]
Explanations in French  11 endommager, dégrader, détruire [1.13]
Examples  12  ny bibikely tonga ho azy amin' ny tanimboly, manimba voatabia sy mihinana ny anana ho toy ny dantelina! [2.470]
13  manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana. [2.472]
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manimba
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Entry (2/3) 16  manimba
Root  17 simba
Part of speech  18  adjective
Explanations in French  19 nocif [1.13]

Entry (3/3) 20  manimba
Root  21 simba
Part of speech  22  imperative of active verb manimba [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  23 mambañy, 24 manamby, mañamby, manimbà, manimba

Updated on 2026/08/13