|
|
|
|

Entry (1/2)1  mangarona
Root  2  harona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Misava izay ao anatin' ny zavatra iray: Tratrako nangarona ny paosiko io olona io
5  Manatsofoka ny tanana ao anaty...: Aza mangarom-bava
6  Mitondra hanina any am-bava amin' ny tanana: Tena fomba ratsy ny mangaron-tanana rehefa mihinana
7  Miditra amin' ny toerana iray mba hangalatra: Taloha heloka mahafaty ny mangaron-dapa
8  Mitady hahalala, mangaroka: Olona mangaron-dela anao izy fa mitandrema. [1.1]
Explanations in English  9  to feel with the hand, to grope, to take food with the hand from a plate. [1.2]
10  to snatch with the hand [1.7]
Explanations in French  11  Fouiller, plonger la main ou quelque chose dans, porter la nourriture à la bouche avec la main, s’introduire, se faufiler, commettre un vol sacrilège: Nangarom-paosy tany an-tsena izy (Il a fouillé dans là poche de quelqu’un au marché pour voler) ~ Aza mangaron-tsobiky (Ne fouillez pas dans le panier) ~ Aza mangaron-tanana (Ne portez pas la nourriture à la bouche avec la main) ~ Nangaron-dapa izy (Il s’est introduit dans le palais pour voler) [1.3]
12  fouiller avec la main [1.8]
Examples  13  ny ankizy kosa nifaliha-vanja eran'ny trano, ka nanantena ny hivimbinan-drainy zavatra, ka ny sasany mangarona ny paosiny, ny sasany misava ny tanany; [1.214#mg]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)21  mangaròna
Root  22  harona
Part of speech  23  imperative of active verb mangarona
Explanations in Malagasy  24  [1.1]
Tables and plates  25  All the active imperatives

Anagrams  26  manarango, Mangarano, mangarona, mangaròna, ranomanga, manarango, Mangarano, mangarona, mangaròna, ranomanga

Updated on 2024/02/19