|
|
|
|

Entry (1/3) 1  mangaina
Root  2 manga
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao tonga manga [1.1]

Entry (2/3) 9  mangaina
Root  10 gaina
Part of speech  11  active verb or adjective
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
Explanations in Malagasy  15 diso fanantenana: Nangaina aho fa very ilay vola nianteheraho
16 foana tsy misy mipetraka, monina: Mangaina ity trano itỳ izany [1.1]
Explanations in English  17 disappointed [1.2]
Explanations in French  18 être désappointé, décontenancé; être vide: Nangaina aho, fa tsy tanteraka ny nantenaiko (J'ai été désappointé, parce que ce que j'espérais ne s'est pas accompli) ~ Mangaina io trano io (Cette maison est vide) [1.3]
19 être déçu (haihay)
20 être désappointé (gaina) [1.54]
Examples  21  mangaina sy mangaihay fotsiny I Katy sy Saonina mahita an-drainy tsy mety mifoha sy tsy miteny intsony. [2.470#71]

Entry (3/3) 22  mangaiña
Part of speech  23  active verb
Explanations in French  24 maka ny ranom-pary avy amin' ny fary [2.165]
Proverbs  25  Proverbs containing that word

Anagrams  26 maingaña, 27 manainga, manaingà, 28 manangia, mangaiña, mangaina, 29 miangana

Updated on 2026/08/13