|
|
|
|

Entry 1  maneso
Root  2 eso
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra
9 Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany [1.1]
Explanations in English  10 to scorn, to mock [1.7]
Explanations in French  11 mépriser, se moquer de [1.8]
Examples  12  ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso" [1.38#805]
Vocabulary  13  Emotions
Analogs  14  mamingavinga, 15  mamizaviza, 16  manabanty, 17  manakora, 18  manamavo, 19  manambany, 20  manao potsa-molotra, 21  manaraby, 22  manebaka, 23  manesoeso, 24  maniva, 25  manivaiva, 26  manizakizaka, 27  manondro molotra
Proverbs  28  Proverbs containing that word

Anagrams  maneso, 29 mañose, manose, 30 masoñe, 31 Sonema

Updated on 2026/08/14