|
|
|
|

Entry 1  manaraby
Root  2 haraby
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Maneso; mamazivazy [1.1]
Explanations in English  9 to jeer at, to ridicule. [1.2, 1.7]
Explanations in French  10 railler; ridiculiser [1.8]
Examples  11  Izay rehetra mahita ahy, manaraby ahy avokoa [2.996]
12  Dray, hoy aho mba manaraby, hono, izany, tokony hanoratra an-gazety ianao ity, fa mahita zavatra holazaina mihitsy. [2.4#]

Anagrams  13 anambary, 14 baramina, 15 manabira, mañabira, manaraby, 16 mibaraña

Updated on 2026/08/06