|
|
|
|

Entry (1/3)1 manerana
Root  2erana
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4Mahahenika velaran-toerana iray: Efa manerana ny Nosy ve izao ny fahaizana mamaky teny sy manoratra?. [1.1]
Explanations in English  5to fill, to pervade. [1.7]
Explanations in French  6remplir, être dans toute l'étendue de. [1.8]
Examples  7 manerana ny tany rehetra ny fitsarany. [2.996]
Morphology 
8 Present :
9 Past :
10 Future :

Entry (2/3)11 manerana
Root  12serana
Part of speech  13 active verb
Explanations in Malagasy  14Mandalo eo anoloan' olona: Tsy fanao ny manerana vao manao mbay lalana. [1.1]
Morphology 
15 Present :
16 Past :
17 Future :
18 Imperative :

Entry (3/3)19 maneràna
Root  20serana
Part of speech  21 imperative of active verb manerana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams  22 manarena, 23 manerana, maneràna, 24 menarana, Menarana

Updated on 2025/11/06