|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manera
Root  2 era
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Antesaka] mangata-bady [1.78]
9 Mitady zavatra hamidy amin' olona, manelanelana zavatra amin' ny mpividy sy ny mpivarotra: Rakoto no nanera io trano io tamiko
10 Manelanelana, mitaona vehivavy iray hisakaiza amin' ny lehilahy iray [1.1]
Explanations in English  11 to provide a woman for immoral purposes [1.7]
Explanations in French  12 procurer une femme; jouer l'intermédiaire [1.8]
Examples  13  Ny mikiomy, ny manera vadin' andriana, ny mangaron-dapa, ny mandefona andriana, ny mandrendri-bahoaka, ny mitondra tany mitindra, ny mamono olona, ny ma nao ody mahery. [2.48]
Analogs  14  manangy

Entry (2/2) 15  manerà
Root  16 era
Part of speech  17  imperative of active verb manera [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams  18 manare, manera, manerà, 19 marèna, mareña, 20 menara, 21 merana, 22 ramena

Updated on 2026/08/15