Entry |
maneno akoho
|
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Teny ilazana fotoana maraimbe (toy izany koa ireto manaraka ireto: maneno akoho tokana, maneno sahona) [1.1]
|
Explanations in English | Cock crow in the morning [1.7]
|
Explanations in French | Au chant du coq le matin [1.8]
|
| Au chant du coq : la nuit est aux deux tiers. [2.415]
|
Examples |
1 | Vao maneno akoho no lasa izy
[1.1]
|
2 | Naneno akoho voalohany tamin' izay.
[2.470]
|
|
Vocabulary |
Elementary words | maneno,
akoho |
Compound words, titles, names |
|
|