|
|
|
|

Entry (1/3)1  maneno (neno)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Sound
Explanations in Malagasy  4  Mamoaka feo mikarantsana (fiteny indrindra amin' ny zavamaneno tendrena na pehina na tsofina): Maneno mafy ny lakolosy fa fety ny andro ~ Henonao ve izany bingona maneno izany? [1.1]
5  Mihirahira (vorona): Raha vao maraina, dia heno maneno any anaty hazo any ny voronkely [1.1]
6  Enti-milaza ny feom-biby madinika: Efa naneno ny sahona [1.1]
7  Miteniteny mafy mikarantsana, mipentsompentsona, mivatsavatsa: Loza izany raha vehivavy; maneno ao izy no nilaozako [1.1]
8  Lafo be: Maneno izany vidin' itỳ vatosoa itỳ izany... [1.1]
Explanations in English  9  To sound [1.2, 1.7]
10  To crow, to sing, to chirp, to ring. [1.2]
11  To ring out [1.7]
Explanations in French  12  Sonner, retentir [1.3, 1.8]
13  Produire un son, résonner, crier, chanter, braire [1.3]
Examples  14  Ireny no maneno sahala amin' ny lakolosy am-bovonana ka manome laza hafahafa tsy sitrany. [2.470]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word maneno

Entry (2/3)23  mañeno (eno)
Part of speech  24  active verb
Explanations in Malagasy  25  Maneno [1.78]

Entry (3/3)26  maneno
Part of speech  27  active verb
Explanations in Malagasy  28  Mampiempo (tenoy) [1.78]

Anagrams  29  maneno, manone, menona, monèna

Updated on 2023/06/18