Entry mandry fahalemana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Milamina tsy misy fikorontanana [1.1]
Examples Mandry fahalemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna [1.1]
Synonyms mandry feizay
Elementary words mandry ; fahalemana

Updated on 2023/02/11