| Entry | 1 mandry |
| Root | 2 andry |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitsotra na mivalampatra eo ambony tany na kidoro ka mitehika amin' izany ny vatana manontolo: Mahafinaritra ny mandry eto ambonin' itý kidoro malemilemy itý.
5 Matory: Amin' ny folo izahay no manomboka mandry ~ Tapi-mandry olona ~ Tamin' ny izahay nankany Mojanga dia tao Maevatanana no nandry. 6 Milamina tsy misy mpanelingelina, tony sy finaritra: Mandry izao ny saiko fa tonga soa aman-tsara ianareo. 7 ilazana ny ranon-javatra tonga mivongana na mafy: Mora mandry ny ronono.. [1.1] |
| Explanations in English |
8 to lie down, to be lying down, to go to sleep; to be at peace, as the kingdom; to become thick, congealed, etc..
[1.2] 9 to lie down; to congeal to freeze; to turn sour (of milk). [1.7] |
| Explanations in French |
10 être couché, se coucher; être figé, caillé.
[1.8] |
| Examples |
11 Maty, hataoko tsy mandry am-pasandrazany.
[2.528#]
12 Io mirahavavy, izay hodianay mivady mandry; [2.69#] |
| Morphology |
|
| All compound words | 17 78 combinations of this word |
| Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/09 |
|