Entry mandrokidroky (drokidroky)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manambitamby mba hahazoana tombontsoa; manao izay hahafaly mba hanambakana: Nandrokidroky an-drainy marary izy mba hahazoana betsaka amin' ny zara lova
Mitovy hevitra: mamoky ~ manangoly ~ manojikojy ~ manolikoly [1.1]
Morphology 
Present : mandrokidroky
Past : nandrokidroky
Future : handrokidroky
Imperative : mandrokidrokia

Updated on 2023/01/20