Entry | mandringa (ringa) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | (olona na biby) Tsy tsara fandeha fa iva ny tongotra ilany noho ny iray: Mandringa io olona io hatramin' ny nianjerany tamin' ny soavaly (zavatra) Tsy tsara fipetraka fa miiva, mitolila: Mandringa ny latabatrao izany [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To limp [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Boiter, clocher [1.8] | ||||||||
Vocabulary | Health ~ Zoology: veterinary art | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mandringa | ||||||||
Articles | Randzavola: mandringa ao amin' ny Baiboly (=> aretina) | ||||||||
Entry | mandringà (ringa) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mandringa | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Anagrams | mandrangy, mandringa |
Updated on 2023/01/20 |
![]() |