| Entry | 1 mandra-piverina |
| Elementary words | 2 mandraka, 3 fiverina |
| Part of speech | 4 locution |
| Morphology |
|
| Explanations in English |
6 until the return
[3.1] |
| Explanations in French |
7 en attendant le retour, jusqu'au retour
[3.1] |
| Examples |
8 Veloma, veloma re, mandra-piverina!
[2.69#103]
9 Bragg koa dia nanaiky hanohy ny fampianarana, mandra-piverin' izy roa lahy [2.649#24] 10 Ary raha mivoaka an' Ambohibeloma hamangy fiangonana ny rainy dia mitomany izy mandrapiveriny ny harivabe, fa tsy nety zatra olon-kafa. [2.356#7] |
| Updated on 2026/04/20 |
|