|
|
|
|

Entry 1  mandranoka
Root  2 ranoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mitera-drano: Tsy ho sitrana na oviana na oviana ferinao ity raha mandranoka lava toy izao
8 Mahatonga ho osa, reraka: Ny aretina no mandranoka ny marary
9 Tonga reraka, valaka izaitsizy: Nandranoka indray ny marary androany [1.1]
Explanations in English  10 to be sickly, to be an invalid. It differs from Marary in its referring more to the effects of a disease, as causing sleeplessness, pain, etc. [1.2]
Vocabulary  11  Health

Anagrams  12 manandroka, mandranoka, 13 mandronaka, 14 manondraka

Updated on 2026/04/20