| Entry (1/2) | 1 mandraharaha |
| Root | 2 raharaha |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mitondra, mifehy: Mahay mandraharaha ny mpiasa izy
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to employ a person, to set work to be done.
[1.2] 10 to direct, to be administrator of [1.7] |
| Explanations in French |
11 diriger, administrer, s'occuper de
[1.8] |
| Examples |
12 Fa ny adin' ny samy Anglisy kosa dia ny kaonsilin' ny Anglisy ihany no mandraharaha izany.
[2.366#]
|
| Entry (2/2) | 13 mandraharahà |
| Root | 14 raharaha |
| Part of speech | 15 imperative of active verb mandraharaha [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Anagrams | mandraharaha, mandraharahà |
| Updated on 2026/08/19 |
|