|
|
|
|

Entry (1/4)1  mandoza (loza)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mahatonga, mitera-doza: Mandoza ny areti-mifindra fa mandripaka vahoaka
4  Manambara loza: Lazain' ny olona fa mandoza ny akoho manatody malemy
5  Mandry amin' olon-tsy heny, miray amin' olona tsy azo vadina: Nampihorika ny ambanilanitra ny nataony fa nandoza ilay tsy valahara [1.1]
Explanations in English  6  to do evil; to signal a coming calamity [1.7]
Explanations in French  7  faire le mal; présager un malheur [1.8]
Examples  8  Ny biby mandoza tsy tambo, Ny tazo mamely dia misy, Ka aza mandeha, sombin' aiko! [2.69#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mandoza

Entry (2/4)15  mandoza
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17  manambady havana [Sihanaka] [1.78]

Entry (3/4)18  mandoza
Part of speech  19  active verb
Explanations in Malagasy  20  maka ankeriny (vehivavy) [Tanosy] [1.78]

Entry (4/4)21  mandozà (loza)
Part of speech  22  imperative of active verb mandoza
Explanations in Malagasy  [1.1]
Tables and plates  23  All the active imperatives

Anagrams  24  mandazo, mandoza, mandozà, mandazo, mandoza, mandozà

Updated on 2023/01/20