| Entry | 1 mandisa |
| Root | 2 disa |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [Bara+Sihanaka] mitoto
[1.78] 9 [Sakalava+Tesaka+Tanosy] mitoto vary, ets [1.78] 10 mihosy, manosy 11 mitoto vary [1.1] |
| Explanations in English |
12 [Provincial] to pound in a mortar
[1.2] |
| Examples |
13 Farany, mandisa: izany hoe, mitoto vary tsy tapaka isan' andro (mahalankalana manko ny mitoto vary teo: indray mandeha isan-kerinandro.
[2.245#]
|
| Synonyms | 14 mandisany |
| Anagrams | 15 mandasy, mandisa, 16 misanda |
| Updated on 2026/04/22 |
|