Entry (1/2) | 1 mandingana |
Root | 2 dingana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitsambikina avy eo amin' ny ilan' ny tatatra, rano, hady... iray ka miampita erý amin' ny ilany iray: Tsy afaka mandingan-tatatra ny vehivavy sasany amin' ny zipony tery loatra 5 Mamela, manadino: Nandingana andalan-tsoratra efatra ianao tamin' ny tsianjery tao 6 Manitsaka: Tsy havelako handingana ny taniko intsony iny fa mpangalatra 7 Enti-misolony anarana hoe dingana amin' ny filazana ny refy: Impolo mandingana ny refin' itý trano itý 8 Mihoatra (fefy): Zazakely io ve ho afaka handingana tamboho tsivikinindahy [1.1] |
Explanations in English |
9 to step over, to leap over, to jump to from a distance, to skip in reading [1.2] 10 to step over; to leave out, to skip [1.7] |
Explanations in French |
11 enjamber, franchir, sauter, omettre [1.8] |
Examples |
12 Matiko hianao raha mandingana indray mandeha eo, hoy Ikemba. [2.499#] 13 Nandroso indray mandingana nanatona ilay mpanao dika vilana aho. [2.643#] 14 Mandroso indroa mandigana izy dia mihemotra na mivily indray mandingana. [1.369#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 20 mandingàna |
Root | 21 dingana |
Part of speech | 22 imperative of active verb mandingana |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] |
Tables and plates |
24 All the active imperatives |
Anagrams | 25 andinganam, mandingana, mandingàna, nandaingam, nidanganam, andinganam, mandingana, mandingàna, nandaingam, nidanganam |
Updated on 2023/01/20 |