Entry mandimandina (mandina)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandimandin' ny tsemboka ny tarehiny
Miadana, sambatra, velom-pinaritra
Mitovy hevitra: malaholaho ~ malamalama ~ malambolambo ~ malandilandy ~ mamirapiratra ~ mangilatra ~ mangilohilo ~ mihilontrilona ~ mihilotrilotra ~ mililotra ~ minendonendo [1.1]
Explanations in French [duplicatif] [1.3]
Examples 
1Mandimandina ery ny vilany; [2.470]
2Maitso mavana ny voahary ary mandimandina avokoa izay tazanina. [2.470]
Derivatives 
Synonyms mandina
Proverbs 

Updated on 2023/01/20