| Entry (1/2) | 1 mandika |
| Root | 2 dika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mandalo na mihoatra avy eo ambony: Alohan' Anjiro kely dia mandika namana ny lalamby
9 Miserana na mivikina eo anoloana na eo ambony: Aza mandika olona re, anaka 10 Tsy manaraka: Nandika ny baiko nomeko ianao 11 Maka tahaka, mamindra soratra: Nijery ire to zaza miondrika mandika izay nosoratako teny amin' ny solaitrabe aho ka lasa eritreritra lavitra 12 Mamadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa na amin' ny fitenin' ny tena: Iza no handika ny tenin' io vahiny io fa tsy azonay izay lazainy? [1.1] |
| Explanations in English |
13 to overstep, to transgress a law or command, to translate or interpret; to bear at uncertain or distant intervals, as cattle
[1.2] 14 to go over a mark or limit; to transgress a law; to translate [1.7] |
| Explanations in French |
15 passer par-dessus, passer une limite; violer une loi; traduire
[1.8] |
| Examples |
16 Ny mandika tongotr' olona mitsotra.
[1.437#]
17 Ka izay mandika ny didy dia ampandoavina [2.508#] |
| Combinations | 18 6 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandika |
| Proverbs | 19 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 20 mandikà |
| Root | 21 dika |
| Part of speech | 22 imperative of active verb mandika [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Anagrams | mandikà, mandika, 23 mankady, 24 mikanda |
| Updated on 2026/08/07 |
|