Entry |
mirebika
(rebika)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandihy mitsinjaka Mandihy mampihetsika ny vatana sy ny sandry ara-ba (miaramila) Mandihy sady mampandihy ny fiadiana eny an-tanany [1.1]
|
Examples |
1 | Mandihy miakanjo ny akanjo halatra, ka miara-mirebika amin-doza.
[2.69]
|
2 | Ny iray mitendry valiha, ny iray mirebika eo am-povoan-trano, ary ny sisa mitehaka.
[2.649]
|
|
Morphology |
Present : |
mirebika |
Past : |
nirebika |
Future : |
hirebika |
Imperative : |
mirebiha |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
Mirebika
(rebika)
|
Part of speech | name (anthroponym)
|
Explanations in Malagasy | Antokona Tsimandoa ambony indrindra natao hompanotrona andriamanjaka. [1.1]
|
|