Entry | mandidy (didy) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Mikapa, mitetika [1.78] | ||||||||
Mikapa, mandrasa: Tsy mora araka ny fiheverana azy akory ny mandidy hena Manapaka lamba amin' ny hety mba hanaovana akanjo: Iza no nandidy ny akanjonao? Mandrasa nofo na manapaka taova amin' ny olombelona mba hanalana aretina mahazo azy: Dokotera iza no nandidy ny vavoninao? Mampanao: Mandidy zava-tsarotra loatra ianao, tompoko Mifehy, manapaka: Iza no mandidy eto amin' ny faritany? Mizaka, tompom-pahefana amin' ny fananana: Mandidy ny fananako aho Teny misy ifandraisany amin' ny Mandidy: manapaka, mibaiko, mandahatra, mizaka, mifehy, manendry, manery, manjakazaka, mandidy tokana, mandidy tsy zehena, tsy refesi-mandidy, manao teniko fe lehibe, manao didy boraingona [1.1] | |||||||||
Explanations in English | To cut, to command, to order [1.2] | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manaraka soritra miolika. 1.13] | [||||||||
Explanations in English | To cut To command [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Couper Commander [1.8] | ||||||||
Chantourner. 1.13] | [|||||||||
Examples | Tsy izaho ve no mandidy sy manapaka eto?
[2.528] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Toponyms |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mandidy | ||||||||
Updated on 2023/10/05 |
![]() |