Entry | 1 manapaka |
Root | 2 tapaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandidy zavatra amin-java-maranitra na amin' ny fomba hafa ka tarangana mizara roa misaraka ilay zavatra: Nisy nanapaka na pensiliko 5 Mampiato, mampijanona: Aza misy manapaka ny teniko 6 Mandidy: Iza no afaka hanapaka ny amin' ny aiko sy ny fananako 7 Tsy tonga miasa na mianatra: Tsy mbola nanapaka io mpiasa io hatramin' ny nidirany [1.1] |
Explanations in English |
8 to cut off, to cut across 9 to settle or decide; to rule; to govern [1.7] |
Explanations in French |
10 couper en travers 11 décider; gouverner [1.8] 12 trancher, couper [1.13] |
Examples |
13 Renilezo mihitsy no manapaka ny zavatra rehetra. [2.324] 14 Ny fahatelo, atsimo mianavaratra, manapaka ireo roa voalohany, miala any Antanambao ary mivarina any Alaotra, misy tokony ho 30 kilaometatra. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word manapaka |
Anagrams | 21 ampakana, ampanàka, manapaka |
Updated on 2023/01/20 |