Entry | 1 mandatsa-bato |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] (taloha) mivory ny iray tanàna ka mandalo tsirairay eo anoloan' ny olo-mahatoky dimy na fito ka manonona izay ahiahina ho mpamosavy, ka izay voateny intelo eo ny anarany dia ampinomina, ary izay no atao hoe mandatsa-bato (ankehitriny) mandray anjara amin' ny fifidianana 4 [1.13] mandray anjara amin'ny fifidianana |
Explanations in English |
5 [1.2] to recount public services rendered by an individual with a view to the bestowment of some favour to choose those to whom the Tangena ordeal was to be administered |
Explanations in French |
6 [1.13] voter |
Elementary words | 7 mandatsaka, vato |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |