|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandaka
Root  2  daka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitsipaka, mamely amin' ny tongotra: Tsy fanao ny mandaka olona
5  Manohitra: Tsy mandaka ny hevitrao akory aho [1.1]
Explanations in English  6  to kick [1.2]
Explanations in French  7  donner des coups de pied, ruer: Mahery mandaka io ramole io (Ce mulet rue beaucoup) [1.3]
Examples  8  Tsy maintsy ampandroina sy borosiana amin' ny ranon' Anosizato ny soavaly ka tambatambazana tsara ery sao mandaka. [2.470#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word mandaka

Entry (2/2)14  mandakà
Root  15  daka
Part of speech  16  imperative of active verb mandaka
Tables and plates  17  All the active imperatives

Anagrams  18  mandaka, mandakà, mandaka, mandakà

Updated on 2023/01/20