Entry | 1 mandaitra (laitra) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Miraikitra, mipetaka tsara: Tsy mandaitra amin' ny haro io loko io 4 Misy vokany tsara, mahomby, mahasitrana: Tsy mandaitra velively ilay fanafody natoronao [1.1] |
Explanations in English |
5 to adhere, to stick to [1.2] 6 to penetrate; to stick to; to be effective [1.7] |
Explanations in French |
7 pénétrer ou adhérer; être efficace [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mandaitra |
Updated on 2023/01/20 |