|
|
|
|

Entry 1  laitra
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  14 Azo kaikerina: Tsy laitrako io taolana io fa mafy loatra
15 Azon-javatra asiana, idirana: Mahagaga fa laitran' ny rano ny vato rehefa ela ny ela
16 Azo leferina, zakaina: Tsy laitrako intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy
17 Azo (raha misy tanin' ny iharana hafa ao aoriana) (...): Tsy laitra tsoahana io fantsika io fa mafy loatra [1.1]
Explanations in English  18 can be done, can be sustained, can be acted on, can be effected. It is followed by passive verbs like azo, zaka, etc. [1.2]
19 can be done; penetrated [1.7]
Explanations in French  20 qui peut se faire; pénétré [1.8]
Analogs  21  aritra, 22  Lefitra, 23  tanty, 24  toha, 25  zaka
Combinations  26  14 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word laitra
Proverbs  27  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22